Teny iditra | 1 mandrefy andro |
Singan-teny | 2 mandrefy, andro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] teny fampiasa amin' ny sikidy rehefa mizarazara ny andro iray amin' ny anaram-bolana roa ambin' ny folo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |