Teny iditra |
mandrehitra
(rehitra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamelona: Mandrehitra afo ~ Mandrehitra ny ady ny tsy fifanarahana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To burn, to set fire to [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mettre le feu à brûler [1.8]
|
| Allumer [1.13]
|
Ohatra | Ka ny andriana no manao ny lovia eo an-tampony ny fototra sy mandrehitra ny fototra voalohany.
[2.48]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandrehitra |
Ny lasa : |
nandrehitra |
Ny hoavy : |
handrehitra |
Filaza mandidy : |
mandreheta |
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|