Teny iditra | 1 mandrehitra afo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2, 1.7] to light a fire. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.8] allumer le feu |
Ohatra |
5 [2.470] Rano mafana hosotroina no angatahiny matetika, ary indry mandrehitra afo amin' ny kitay bozaka sy mamana rano ho azy Rasoa. |
Singan-teny | 6 mandrehitra, afo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |