Teny iditra Mandresiarivo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny sampy taloha
Ohatra Mandresiarivo no sampy ny izay nahatoky azy, ary ondrilahy niena makadiry no fanandrata'ny azy raha mankany an-tafìka, ny akoholahy niena koa; [Callet: Tantara, takila 503]

2014/01/10