Teny iditra | mandriaka (riaka) | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Latsaka be dia be (rano): Nandriaka ny ranonorana tamin' ny asabotsy hariva Mikoriana be dia be: Nandriaka ny ranomasony tamin' ny nahafatesan-dreniny. [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | To flow as a torrent, to flow in abundance [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Couler par torrents, couler en abondance [1.8] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mandriaka io | ||
Fivaditsoratra | mandraika, mandriaka, miandraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |