|
|
|
|

Teny iditra1  mandrisika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  risika
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mampahazoto, mitarika, mitaona, manome zotom-po sy havitrihana: Mahay mandrisika ny mpiasany izy
Mahatonga hazoto mampirisika: Mandrisika ny mpianatra ny valisoa
9  [1.13] manao izay hifohazan'ny taova iray
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.13] exciter
Ohatra  11  [2.470] Ny fitazanana ireo zaza amam-behivavy avy andrefana sy atsinanana no mahalava ny masony sy mandrisika ny fony
Voambolana  12  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29