Teny iditra | 1 mandro |
Fototeny | 2 andro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to bathe; to observe the native new year's festival. 5 [1.7] to take a bath |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] se baigner |
Ohatra |
7 Fiadanana izany mandro any Andranomafana izany! [2.499#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mandro io |
Lahatsoratra |
13 Randzavola: mandro ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 14 androm, dranom, mandro, mondra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |