|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandrobaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  robaka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mandoaka hatrany ambadika, managorobaka, maninteraka, manatrobaka

Teny iditra (2/2)9  mandrobaka
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Tambahoaka] mandravina, manala ravina

Fivaditsoratra  12  mandraboka, mandrobaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21