Teny iditra robaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Loaka hatrany ambadika, tanteraka, gorobaka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra robaka
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Sihanaka] rava, mianjera [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] mianjera; midaraboka [Rakotosaona 1975]
Teny mitovy hevitra roba

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31