Teny iditra | 1 mandrobo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mamitaka amin' ny teny mamy, mandokadoka: Loza Rangahy io raha handrobo ny lehibeny Mitaona, mitarika, mampiditra, mandroboka: Ianao ihany no nandrobo an-dRakoto tamin' io raharaha io 4 [1.78] [Tambahoaka] mampirisika, mandoka 5 [1.78] [Bezanozano] mandoka |
Fototeny | 6 robo |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mandrobo io |
Fivaditsoratra | 12 Ambondro, mandrobo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |