Fizahan-teny

Ohabolana : mandrobo

Ohabolana 1Lainga tsara lahatra ka mandrobo ny mpihaino. [2.558 #1682]

Ohabolana 2Mitondra teny mandrobo ka mampihinana am-bolony. [2.558 #2482]

Ohabolana 3Mody mandefitra (tsara imaso) kanjo handrobo. [2.558 #2547]

Ohabolana 4Tompon-tany mahay rano tsangana, ka mandrobo ny vahiny hilentika. [2.558]
Tompon-tany mahay rano tsangana: mandrobo ny vahiny hilentika. [2.653 #3123]

Fizahan-teny