|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandroboka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mandentika, manatsoboka, manasaika, manasòka, ao anaty rano: Tsy mahay mandroboka landy ao anaty rano-nato aho
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to plunge something into water, etc
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] plonger dans
6  [1.8] plonger dans l'eau, flotter
Fototeny  7  roboka
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  manasaika, manatsoboka, manoboka, manasoka, manitrika, mandentika, mitaona
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny mandroboka io

Teny iditra (2/2)14  mandroboka
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.78] [Tambahoaka] mampirisika
17  [1.1] Mambosy, mitaona, manambitamby hanao zavatra: Ianao ve, ry Dadatoa, no handroboka ahy hanao zavatra toy izany?
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3] cajoler, séduire
19  [1.8] séduire
Fototeny  20  roboka
Haiendriteny 
21  Ny ankehitriny :
22  Ny lasa :
23  Ny hoavy :
24  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  25  andrombako, mandroboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21