Teny iditra (1/2) | 1 mandroboka |
Fototeny | 2 roboka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandentika, manatsoboka, manasaika, manasòka, ao anaty rano: Tsy mahay mandroboka landy ao anaty rano-nato aho |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to plunge something into water, etc |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] plonger dans 7 [1.8] plonger dans l'eau, flotter |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 12 manasaika, manatsoboka, manoboka, manasoka, manitrika, mandentika, mitaona |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mandroboka io |
Teny iditra (2/2) | 14 mandroboka |
Fototeny | 15 roboka |
Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.78] [Tambahoaka]
mampirisika 18 [1.1] Mambosy, mitaona, manambitamby hanao zavatra: Ianao ve, ry Dadatoa, no handroboka ahy hanao zavatra toy izany? |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3] cajoler, séduire 20 [1.8] séduire |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 25 andrombako, mandroboka |
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/10 |