Teny iditra | 1 mandrombotra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Misintona ka mandrovitra na mandrombina: Itỳ fantsika itỳ no nandrombotra ny lambanao. / Avy ilay alika dia nandrombotra ny akanjony |
Fototeny | 4 rombotra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |