Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
rombotra
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Rovitra, rombina na silaka; faharovitana na faharombinana noho ny fisintonana an-keriny:
Misy rombotra ny akanjonao
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mandrombotra
,
5
mandrombota
Matoantenin' ny iharana :
6
rombotana
,
7
romboty
,
8
voarombotra
Matoantenin' ny fameno :
9
androm
bo
tana
,
10
irombotana
Anarana :
11
fandrombotana
,
12
fandrombotra
,
13
firombotana
,
14
firombotra
,
15
mpandrombotra
,
16
mpirombotra
Mpamaritra :
17
maharombotra
,
18
mirombotra
,
19
rombodrombotra
Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08