Teny iditra mandrontsona (rontsona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikapoka (karavasy, tahamaina); mitendry, mikitika (valiha) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrontsona
Ny lasa : nandrontsona
Ny hoavy : handrontsona
Filaza mandidy : mandrontsòna

Teny iditra mandrontsòna (rontsona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrontsona [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05