Teny iditra | mandrontsona (rontsona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mikapoka (karavasy, tahamaina); mitendry, mikitika (valiha) [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | mandrontsòna (rontsona) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrontsona | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |