Teny iditra mandrora (rora)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manipy rora
Manebaka, manao tsinontsinona, manazimba, mamotsifotsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To spit, to spit something out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cracher [1.8]
 Cracher
Mépriser [1.5]
Ohatra Paraky no tsy afaka am-bavany ary mandrora izany eny ambody hazo iankinany no mahavantana azy. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrora
Ny lasa : nandrora
Ny hoavy : handrora
Filaza mandidy : mandrorà
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra mandrorà (rora)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrora [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08