Teny iditra mandrora gira
Singan-teny mandrora ; gira
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona leony tsy te hihinana sakafo matsir [1.1]
Ohatra Izanyizy mampitahotra ny ao an-trano amin' ny betrobetroka mandrora gira sy mandaroka ireo zandriny! [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08