Teny iditra | 1 mandrovitra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandriatra, mandrotika: Esory io fantsika amin' ny dabilio io fa mandrovitra pataloa Manimba, mampizarazara: Mety handrovitra fanjakana izao raha mitohy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to tear, to rend (fabrics, paper, etc.) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] déchirer du tissu, du papier, etc. |
Ohatra |
6 [2.470] Ny vovon' alika no manelanelana izany mandrovitra ny fahanginan' ny alina. |
Fototeny | 7 rovitra |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mandrovitra io |
Fivaditsoratra | 13 mandrivotra, mandrovitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |