Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mandrovitra
|
|
|
Ohabolana 1 | Fanjaibe rovi-body: izy natao hanjaitra indray no mandrovitra. [2.415 #3247, 2.653 #926]
Fanjaitra be vody, hanjai-mandrombitra. [2.415 #3247]
|
Dikanteny frantsay | Aiguille qui a un gros trou : elle déchire en cousant. [2.415 #3247]
|
Fanazavana frantsay | Proverbe appliqué par le roi Andrianampoinimerina aux mauvais chefs et aux mauvais conseillers qui déchirent au lieu de coudre, ruinent au lieu de rendre prospère. [2.415 #3247]
|
|
|
Ohabolana 2 | Mitady handrovitra any Imerina hoatry ny voalavo mandrovi-damba. [2.415 #294]
|
Dikanteny frantsay | Tenter de faire un trou à l'Imerina, comme des rats font un trou à un habit. [2.415 #294]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des ennemis de l'Imerina. [2.415 #294]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|