|
|
|
|

Teny iditra1  mandry akaiky
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] miala mandry nefa tsy lavitra ny tranon' ny tena (avy amin' ny ohabolana hoe: Mandry akaiky ohatra ny menaka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to make short stages on a journey, and then remain for the night.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] [mandry akeky] Dormir hors de chez soi mais tout près comme les rôdeurs; faire une petite étape
Singan-teny  6  mandry, akaiky

Fivaditsoratra  7  kira madinika, mandry akaiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21