Teny iditra | mandry an-driran' antsy | |
Singan-teny | mandry ; andrirana ; antsy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Matory amin' ahiahy sy eritreritra noho ny tahotra sy ny fanahiana loza hitranga na mety hitranga; mandry feno ahiahy, tsy milamin-tsaina fa toa hisy haninona ihany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To be uneasy, to be in danger [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Avoir des soucis, être inquiet [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |