Teny iditra mandry an-driran' antsy (andry, any, rirana, antsy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy matory amin' ahiahy sy eritreritra noho ny tahotra sy ny fanahiana loza hitranga na mety hitranga; mandry feno ahiahy, tsy milamin-tsaina fa toa hisy haninona ihany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to be uneasy, to be in danger [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay avoir des soucis, être inquiet [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31