|
|
|
|

Teny iditra1  mandry tsy rangaranga
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] matory feno ahiahy sy tebiteby noho ny tahotra zavatra ahiahina
Singan-teny  4  mandry, tsy, rangaranga

Fivaditsoratra  5  mandry tsirangaranga, mandry tsy rangaranga

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21