| Teny iditra | 1 rangaranga |
| Fototeny | 2 ranga |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 [duplicatif]
[1.3#507] |
| Ohatra |
5 Soa rangaranga ny tandrony;
[2.69#253]
6 Nisakafo tsy rangaranga izahay, satria toa ho tonga ihany izato nandrasana. [2.332] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 ngarangara, rangaranga |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|