Teny iditra | 1 mandry tsy rangaranga |
Singan-teny | 2 mandry, tsy, rangaranga |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] matory feno ahiahy sy tebiteby noho ny tahotra zavatra ahiahina |
Fivaditsoratra | 5 mandry tsirangaranga, mandry tsy rangaranga |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07 |