Teny iditra | manefa (efa) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [ mañefa ] [Taisaka, Tambahoaka] mamita [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
[ mañefa ] [Bara] mamita, mamarana [Rakotosaona 1975] | |||||||||||||||||
[Bezanozano] mamita [Rakotosaona 1975] | |||||||||||||||||
[Bara] mandoa vola [Rakotosaona 1975] | |||||||||||||||||
[ mañefa ] [Sihanaka] mamita, manantanteraka, mandoa vola [Rakotosaona 1975] | |||||||||||||||||
[ mañefa ] [Tanala] mamita, manao hatramin'ny farany: Asa andrañobe ka ny mañefa mongana (asa an-dapa ka izay mampidona ny azy tamin'ny farany dia samy mody) [Rakotosaona 1975] | |||||||||||||||||
Mamita tanteraka: Nanefa ny fetr' androny ny mpiasa dia lasa ¶ Manala trosa: Manefa ny adidiny amin' ny fanaovana ny raharaha-miaramila ¶ Manonitra: Nanefa ny helony izy ¶ Mandoa: Nanefa ny vidim-barinay aho [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to complete, to perform one's duty; to pay [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | Finir, terminer, achever, tuer, mettre à mort: Nanefa ny adiko aho (J'ai terminé mon procès) ~ Nanefa ny fetr' androny ny mpanao làlana (Ceux qui faisaient la route ont achevé leurs journées) ¶ Payer, acquitter, restituer, compenser, réparer, expier: Nanefa ny vidim-panompoana aho (J'ai aquitté le prix des prestations) ~ Nanefa ny helony izy (Il a expié sa faute) [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
achever; faire son devoir; payer, une dette [Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny manefa io | ||||||||||||||||
Teny iditra | manefà (efa) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manefa | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |