|
|
|
|

Teny iditra1  manelaka
Fototeny  2  elaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manendaka isan' elakelany, manasilaka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8  manelakelaka, manaselaka

Fivaditsoratra  9  kalamena, manalake, mañalake, manelaka, nalemaka, namelaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08