Teny iditra manelakelaka (elakelaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manendaka isan' elakelany, manasilaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manelakelaka
nanelakelaka
hanelakelaka
manelakelaha
Teny mitovy hevitra manelaka

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14