Teny iditra elakelaka (elaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Silaka, elatrelany mihofakofaka na miendaka amin' ny zavatra iray
¶ Ny elanelan' ny zavatra anankiroa: Elakela-trano [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Fitovian-keviteny elaka ~ elanelana
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra elakelaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay (de elaka : feuillet, pellicule, tout ce qui se détache par couches très minces, comme le mica par exemple).
¶  [..., Merina] dans son sens général, désigne le rhytidone, les écorces qui se détachent par plaques, qui s'exfolient.
¶ Nom de plusieurs plantes qui présentent ce caractère ; ce sont principalement :
¶  [Sakalava] Dioscorea lucida Scott-Elliot et Dioscorea bemarivensis Jum. & H.Perrier, dont les tubercules se pèlent facilement ;
¶  [Tandroy] Euphorbia melanacantha Drake (Euphorbiaceae) dont le tronc s'exfolie naturellement. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Dioscorea bemarivensis, Dioscorea lucida, Euphorbia melanacantha

Teny iditra elakelaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tankay] (dihy) takana ny sintobe ihany, fa tsy ny soroka no hazonina fa ny andilana kosa; ary laharany enina vao tsy sosohana... [Ndemahasoa: Antakay]
Ohatra Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [Ndemahasoa: Antakay, takila 90]

2017/12/06