Teny iditra manelanelana (elanelana (elana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitoetra, mijoro eo ampovoany: Trano iray ihany no manelanelana ny tranonay
Mijoro eo afovoan' ny roa tonta ka afaka hitsara ny adiny satria tsy miray amin' itsy na iroa: Nanelanelana azy ireo aho tamin' ny ady nataony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manelanelana
Ny lasa : nanelanelana
Ny hoavy : hanelanelana
Filaza mandidy : manelanena
Kamban-teny 

Teny iditra manelanelàna (elanelana (elana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manelanelana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20