Teny iditra (1/2) | 1 manelo |
Fototeny | 2 elo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manaloka amin' ny elo (ankehitriny, ny hoe "mampielo" no fampiasa kokoa noho ny "manelo"): Ianao no aoka hanelo azy fa feno zavatra ny tanako |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to hinder, to impede |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mañelo |
Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Taisaka, Bara]
marary 13 [1.78] [Tanosy] marary, manaintaina |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.2] (manelo) to be ill. |
Voambolana |
15 Fahasalamana |
Fivaditsoratra | 16 alenom, lemona, lomena, mañelo, manelo, naelom, namelo, neloam, nolema, nomale |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |