Teny iditra manemboka (emboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy emboka: Manemboka ny otely [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to burn incense; to pass charms through the smoke of incense [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay brûler de l'encens; encenser un charme [Hallanger 1974]
Endriteny 
manemboka
nanemboka
hanemboka
manemboha

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/30