Teny iditra |
emboka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Ditin-kazo na hafa, mandefa fofona na setroka rehefa dorana; fofona midofaka: Zavatra telo no natolotry ny Majy an' ilay zazakely: volamena, emboka manitra ary mira [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | incense [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | encens [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| résines propres à brûler, tout ce qui peut remplacer l'encens, donner de la fumée et du parfum comme la graisse [Abinal 1888]
|
| [Merina, Sakalava]
Encens, résine, et de façon plus générale, tout ce qui est susceptible de brûler en dégageant une fumée abondante et une odeur agréable. Ce nom a donné le verbe embohana, action de faire brûler de l'encens ou de produits analogues.
[Boiteau 1997]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | fahavetavetana amiko ny emboka; [Baiboly: 29.1.13]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
emboka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | anarana ilazana ilay fiafaran' ny tahom-boany amin'ny akondro, izay marani-doha
manja mainty manopy ranombalahy, sisa mijanona rehefa tapitra niforona daholo ny voa [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | le bouquet du bananier qui doit porter des fruits [Abinal 1888]
|
| [Merina, Sakalava]
Nom général des arbres et arbustes qui produisent de telles résines. Ce sont surtout des canarium, commiphora et protium (Burseraceae). [Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Teny mitovy hevitra | |
Ohatra | Hodi-kazo manitra ny emboka. [Ndemahasoa: Antakay, takila 103]
|
|
Teny iditra |
emboka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana frantsay | le piton qui réunit les chaînettes de la balance et sert à les suspendre aux bouts du fléau [Abinal 1888]
|
|