|
|
|
|

Teny iditra1  manemitra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manisy temitra
Mamefy: Olona tsy latsaka ny dimampolo no nanemitra ny arabe
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to surround; to cover walls with mats or paper
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] entourer; couvrir les murs de nattes ou de papier
Ohatra  6  [2.48] Ary ny manemitra ny trano no atao hoe mitohy lemitra.
Fototeny  7  temitra
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30