|
|
|
|

Teny iditra1  manempaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manenda-koditra, manovaka: Ny angady no nanempaka ny tanako
Fototeny  4  empaka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  manampake, manempaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21