Teny iditra (1/2) | 1 manenda |
Fototeny | 2 kenda |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manery biby na olona amin' ny vozony: Nisy nanenda ny akoholahin-janako [1.1] 5 manakenda [Bezanozano] [1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 étrangler, serrer quelqu’un au cou, obstruer [1.3#322] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 manendà |
Fototeny | 12 kenda |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manenda |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
16 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 17 mandane, mandena, manenda, manendà, mandane, mandena, manenda, manendà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |