|
|
|
|

Teny iditra1  manendrika
Fototeny  2  endrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mety tsara amy...: Manendrika azy iny akanjo iny
Mifanaraka: Manendrika ny fahaizany ny zavatra vitany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to adorn, to embellish; to be suitable in appearance for a person or condition
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] embellir; convenir à; être en rapport avec la dignité de
Ohatra  7  ny lohasaha tsy manana hatsaran-tarehy intsony, fa lasa ny vary nanendrika sy nandravaka azy, ary ny hazo koa niantomboka mena ravina. [2.324]
8  manendrika ny vozonao ireo rado. [2.996]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny manendrika io

Fivaditsoratra  14  manendraky, manendrika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31