| Teny iditra | 1 manendro |
| Fototeny | 2 tendro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandray zavatra amin' ny tendrony
5 Mananika eny an-tendrony (havoana). [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how manendro |
| Fivaditsoratra | manendro, 11 manondre, 12 menandro |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|