|
|
|
|

Teny iditra1  manendro
Fototeny  2  tendro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandray zavatra amin' ny tendrony
Mananika eny an-tendrony (havoana).
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  13  manendro, manondre, menandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21