Teny iditra manenin-tsoa
Singan-teny manenina ; soa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy afa-po amin' ny tsara efa vita fa mbola ta hanao tsaratsara kokoa indray [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20