Teny iditra | 1 manenin-tsoa |
Singan-teny | 2 manenina, soa |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy afa-po amin' ny tsara efa vita fa mbola ta hanao tsaratsara kokoa indray |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny manenin-tsoa io |
Fivaditsoratra | 6 manenin-tsoa, namontesany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |