|
|
|
|

Teny iditra1  manentina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mandoko, manosotra: Iza no nanentina loko mena ity lamba itý?
Manentsina hirika, lavaka: Vao avy nanentina ny siny loaka aho
Manampy, mameno ny banga: Manentina ny madilana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to smear; to caulk
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#697, 1.8] barbouiller, calfater
6  [1.3#697] Tacheter, boucher un trou, une fissure
figuré: salir la réputation de quelqu’un
7  [1.8] enduire
Ohatra  8  [1.437#] Vita àry ity ny tantara sy ny toetoetry ny teo aloha nataoko, ka anjaranareo kosa ny manentina ny madilana sy manohy ny tapaka, fa mbola notsorina sy nafohezina be ny Klaza azy ity.
Fototeny  9  tentina
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny manentina io

Fivaditsoratra  15  manan-teny, manentina, nantenaim, nientanam

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21