Teny iditra manentina (tentina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandoko, manosotra: Iza no nanentina loko mena ity lamba itý?
Manentsina hirika, lavaka: Vao avy nanentina ny siny loaka aho
Manampy, mameno ny banga: Manentina ny madilana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To smear; to caulk [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Enduire, barbouiller; calfater [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manentina
Ny lasa : nanentina
Ny hoavy : hanentina
Filaza mandidy : manentèna
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20