Teny iditra (1/3) | 1 manerana |
Fototeny | 2 erana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mahahenika velaran-toerana iray: Efa manerana ny Nosy ve izao ny fahaizana mamaky teny sy manoratra? |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to fill, to pervade |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] remplir, être dans toute l'étendue de |
Ohatra |
7 manerana ny tany rehetra ny fitsarany. [2.996] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 11 manerana |
Fototeny | 12 serana |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Mandalo eo anoloan' olona: Tsy fanao ny manerana vao manao mbay lalana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 19 maneràna |
Fototeny | 20 serana |
Sokajin-teny | 21 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manerana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.1] |
Fivaditsoratra | 23 anareman, anarenam, aneranam, manarena, manerana, maneràna, Menarana, menarana, namerana, nanarema |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |