|
|
|
|

Teny iditra1  maneritery
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  teritery
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.196] masser
Ohatra  8  [2.59#65] ary izay zavatra maneritery anao, dia halalahiny.
9  [2.895#57] Nony torana teo aho ka efa saika hahazo aina dia injao tsaroako fa misy maneritery sy mamadibadika ahy tahak ny sanatria eo am-bavan' ny liona masiaka.
10  [1.369#] Tsy isalasalako fa ny ankamaroan' ny fihetsika mikaviavia sy ny fepetra maneritery dia avy amin' ny tsy fahafahana hanaiky fa tsy fantatsika ny maha olona ny hafa.

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29