Teny iditra manery (tery)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamotsitra, manapotsitra: Manery voaloboka
Mangeja, mangehy: Manery ahy itý kiraro ity izany
Mamoritra: Manery ny fahavalo; manery ny tsy fahampiana
Mamozona, manao an-terisetra, an-terivozona: Tsy nisy nanery anareo hivady akory fa sitraponareo ihany ny hivady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To press, to compell [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Presser; forcer [1.8]
Ohatra Manery anefa ny fahoriana, ka nandeha ihany izy teto na tsy narisika aza. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manery
Ny lasa : nanery
Ny hoavy : hanery
Filaza mandidy : manere

Teny iditra Manery
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Tout petit fleuve du canton de Mantalaky (Fort-Dauphin) [1.11]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20