Teny iditra | manesika (sesika) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Manosika zavatra an-detrezana mba hiditra ao anaty zavatra hafa iray: Manesika hanina zazakely ¶ Manisy sesika: Manesika ondana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
manisika zavatra ao anatiny hampibontsina azy [SLP 1986] | |||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to stuff in, to push in by a force [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | fourrer dans; faire entrer par la force [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
rembourrer [SLP 1986] | |||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |