|
|
|
|

Teny iditra1  manesika
Fototeny  2  sesika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manosika zavatra an-detrezana mba hiditra ao anaty zavatra hafa iray: Manesika hanina zazakely
Manisy sesika: Manesika ondana
5  [1.13] manisika zavatra ao anatiny hampibontsina azy
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] to stuff in, to push in by a force
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] fourrer dans; faire entrer par la force
8  [1.13] rembourrer
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13  manesika, mañisake

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21